Genesis 32:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nifoha vao maraina i Labana dia nanoroka ny zanany lahy sy ny zanany vavy ka nitsodrano azy, dia lasa nandeha nody any amin’ny fonenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanohy ny diany i Jakôba ary ny Anjelin’Andriamanitra nifanena taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifoha maraina koa i Labàna ny ampitso, dia nanoroka ireo zanany vavy sy ireo zafikeliny, ka nanao veloma azy ary niverina nody.
Malagasy Bible 1865
Ary nifoha maraina koa Labana, dia nanoroka ny zananilahy sy ny zananivavy ka nitso-drano azy; dia lasa nandeha Labana nody any amin'ny fonenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nifoha vao maraina i Labana dia nanoroka ny zanany lahy sy ny zanany vavy ka nitsodrano azy, dia lasa nandeha nody any amin’ny fonenany.
malagasy
Ary nifoha maraina koa Labana, dia nanoroka ny zananilahy sy ny zananivavy ka nitso-drano azy; dia lasa nandeha Labana nody any amin'ny fonenany.