Genesis 32:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
O! Vonjeo amin’ny tanan’ny rahalahiko aho, dia amin’ny tanan’i Esao! Fa matahotra azy aho, fandrao avy hamely ahy sy ny vady aman-janako izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao anefa, efa nilaza hoe: ‹Hanisy soa anao aho, ary hahamaro ny taranakao tahaka ny fasika any an-dranomasina izay betsaka loatra ka tsy tambo isaina.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba afaho amin’ny tanan’i Hesao rahalahiko aho, satria matahotra azy, fandrao tonga izy ka hamono ahy sy ny zaza amam-behivavy ho faty.
Malagasy Bible 1865
O vonjeo aho amin'ny tanan'ny rahalahiko, dia amin'ny tànan'i Esao; fa matahotra azy aho, fandrao avy mamely ahy mbamin'ny vadiko aman-janako izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
O! Vonjeo amin’ny tanan’ny rahalahiko aho, dia amin’ny tanan’i Esao! Fa matahotra azy aho, fandrao avy hamely ahy sy ny vady aman-janako izy.
malagasy
O vonjeo aho amin'ny tanan'ny rahalahiko, dia amin'ny tànan'i Esao; fa matahotra azy aho, fandrao avy mamely ahy mbamin'ny vadiko aman-janako izy.