Genesis 32:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
rameva telopolo mampinono, vantotra ombivavy efapolo sy vantotra ombilahy folo, borikivavy roapolo ary zana-boriky folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Napetrany teo an-tanan’ny mpanompony ireo, nataony mitsitokotoko, dia hoy izy taminy: «Mandehana eo alohako ianareo, ka asio elanelany isan-tokony ny zavatra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
rameva telopolo ampianahany ombivavy efapolo sy ombilahy folo, borikivavy roapolo ary borikilahy folo.
Malagasy Bible 1865
ary rameva telo-polo ampianahany, vantotr'ombivavy efa-polo sy vantotr'ombilahy folo, borikivavy roa-polo ary zana-boriky folo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
rameva telopolo mampinono, vantotra ombivavy efapolo sy vantotra ombilahy folo, borikivavy roapolo ary zana-boriky folo.
malagasy
ary rameva telo-polo ampianahany, vantotr'ombivavy efa-polo sy vantotr'ombilahy folo, borikivavy roa-polo ary zana-boriky folo.