Genesis 32:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanome teny ny voalohany izy hoe: Raha mifanena aminao i Esao rahalahiko ka manontany anao hoe: An’iza ianao ary hankaiza moa? Ary an’iza ireo alohanao ireo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia valio hoe: ‹An’i Jakôba mpanomponao ireo, dia fanomezana ampanateriny ho an’ny tompoko, ho an’i Esao, ary indro izy tamy ao aorianay ao koa.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanome baiko ny mpanompo voalohany i Jakôba nanao hoe: –Rehefa mifanena aminao i Hesao rahalahiko, ka manontany anao hoe: «An’iza moa ianao? Ho aiza ianao ary an’iza ireo biby fiompy mandeha eo alohanao?»
Malagasy Bible 1865
Dia nanome teny ny voalohany izy ka nanao hoe: Raha mifanena aminao Esao rahalahiko ka manontany anao hoe: An'iza ianao? ary hankaiza moa? ary an'iza ireo alohanao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanome teny ny voalohany izy hoe: Raha mifanena aminao i Esao rahalahiko ka manontany anao hoe: An’iza ianao ary hankaiza moa? Ary an’iza ireo alohanao ireo?
malagasy
Dia nanome teny ny voalohany izy ka nanao hoe: Raha mifanena aminao Esao rahalahiko ka manontany anao hoe: An'iza ianao? ary hankaiza moa? ary an'iza ireo alohanao?