Genesis 32:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lazao hoe: An’i Jakoba mpanomponao ireo, dia zavatra nampanaterina ho an’ny tompokolahy Esao; ary indro koa izy ao aoriananay ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomeny teny torak’izany koa ny faharoa sy ny fahatelo, mbamin’izay rehetra nanaraka ny biby fiompy nataony hoe: «Izao no holazainareo amin’i Esao, rehefa hifanena aminy ianareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hovalianao hoe: «An’i Jakôba mpanomponao ireo, ary fanomezana izay nalefany ho anao, tompokolahy; fa izy kosa manaraka ao aorianay ao.»
Malagasy Bible 1865
dia lazaonao hoe: An'i Jakoba mpanomponao ireo, dia zavatra nampanaterina ho an'itompokolahy Esao; ary indro koa izy ao aorianay ao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lazao hoe: An’i Jakoba mpanomponao ireo, dia zavatra nampanaterina ho an’ny tompokolahy Esao; ary indro koa izy ao aoriananay ao.
malagasy
dia lazaonao hoe: An'i Jakoba mpanomponao ireo, dia zavatra nampanaterina ho an'itompokolahy Esao; ary indro koa izy ao aorianay ao.