Genesis 32:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Jakoba kosa raha nizotra tamin’ny lalan-kalehany dia indreo, nisy anjelin’Andriamanitra nitsena azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy izy nahita ireo: «Tobin’Andriamanitra ity;» dia nataony hoe Mahanaîma ny anaran’izany fitoerana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanohy ny diany i Jakôba, ary nisy anjeli n’Andriamanitra nifanena taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jakoba nizotra tamin'ny lalan-kalehany, dia nisy anjelin'Andriamanitra nitsena azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Jakoba kosa raha nizotra tamin’ny lalan-kalehany dia indreo, nisy anjelin’Andriamanitra nitsena azy.
malagasy
Ary Jakoba nizotra tamin'ny lalan-kalehany, dia nisy anjelin'Andriamanitra nitsena azy.