Genesis 32:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanome teny ny faharoa sy ny fahatelo koa izy sy izay rehetra nandeha nanaraka ny isan-toko hoe: Araka izany teny izany no lazao amin’i Esao rehefa hitanareo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ataovy hoe: ‹Indro, i Jakôba, mpanomponao, tamy ao aorianay ao koa!› » Fa hoy izy anakampony: «Hotoneko amin’ireo fanomezana eo alohako ireo ny fahatezerany, vao hahita ny tavany aho, ka angamba horaisiny tsara aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomeny baiko toy ny teo ihany koa ny faharoa sy ny fahatelo ary izay rehetra nanaraka ny andiam-biby hoe: –Izany teny izany no holazainareo amin’i Hesao, rehefa mifanena aminareo izy;
Malagasy Bible 1865
Ary nanome teny ny faharoa sy ny fahatelo koa izy, ary izay rehetra nandeha nanaraka ny isan-toko, ka nanao hoe: Araka izany teny izany no lazaonareo amin'i Esao, raha hitanareo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanome teny ny faharoa sy ny fahatelo koa izy sy izay rehetra nandeha nanaraka ny isan-toko hoe: Araka izany teny izany no lazao amin’i Esao rehefa hitanareo izy.
malagasy
Ary nanome teny ny faharoa sy ny fahatelo koa izy, ary izay rehetra nandeha nanaraka ny isan-toko, ka nanao hoe: Araka izany teny izany no lazaonareo amin'i Esao, raha hitanareo izy.