Genesis 32:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naka azy ireo izy, dia nampita azy tamin’ny renirano ary nampitainy koa ny fananany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia i Jakôba irery sisa nijanona teo, ary nisy lehilahy anankiray nitolona taminy, mandra-pahazava-ratsin’ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalainy ary nampitainy teo avokoa izay rehetra azy.
Malagasy Bible 1865
Ary naka azy ireo izy, dia nampita azy tamin'ny renirano, ary nampita ny fananany koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naka azy ireo izy, dia nampita azy tamin’ny renirano ary nampitainy koa ny fananany.
malagasy
Ary naka azy ireo izy, dia nampita azy tamin'ny renirano, ary nampita ny fananany koa izy.