Genesis 32:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Jakoba irery no sisa nitoetra teo. Dia nisy lehilahy iray nitolona taminy mandra-pahatongan’ny andro ho mazava ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan-dralehilahy fa tsy naharesy azy izy, dia ny famavànin’ny feny no notendreny ka nivika terỳ ny foto-pen’i Jakôba nandritra ny nitolomany taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jakôba irery no sisa nijanona ary nisy lehilahy nifampitolona taminy mandra-pahazava ratsy ny andro.
Malagasy Bible 1865
Dia Jakoba irery no sisa nitoetra teo; ary nisy lehilahy anankiray nitolona taminy ambara-pahazavaratsin'ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Jakoba irery no sisa nitoetra teo. Dia nisy lehilahy iray nitolona taminy mandra-pahatongan’ny andro ho mazava ratsy.
malagasy
Dia Jakoba irery no sisa nitoetra teo; ary nisy lehilahy anankiray nitolona taminy ambara-pahazavaratsin'ny andro.