Genesis 32:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’ilay lehilahy fa tsy naharesy an’i Jakoba Izy dia nokapohiny ny foto-pen’i Jakoba ka nivika, tamin’izy nitolona Taminy iny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy tamin’i Jakôba: «Avelao aho handeha, fa efa hazava ratsy ity ny andro.» Fa hoy i Jakôba: «Tsy avelako handeha ianao raha tsy efa nitso-drano ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa hitany fa tsy naharesy an’i Jakôba izy, dia nodoniny ny foto-pen’i Jakôba ka nipitsoka, raha izy mbola nifampitolona iny.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitany fa tsy naharesy azy izy, dia notendreny ny foto-peny; ka dia nivika ny foto-pen'i Jakoba, raha mbola nitolona taminy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’ilay lehilahy fa tsy naharesy an’i Jakoba Izy dia nokapohiny ny foto-pen’i Jakoba ka nivika, tamin’izy nitolona Taminy iny.
malagasy
Ary rehefa hitany fa tsy naharesy azy izy, dia notendreny ny foto-peny; ka dia nivika ny foto-pen'i Jakoba, raha mbola nitolona taminy Izy.