Genesis 32:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Jakoba raha nahita azy ireo: Tobin’Andriamanitra ity! Ary ny anaran’izany toerana izany dia nataony hoe Mahanaima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nandefa iraka hialoha azy i Jakôba, ho any amin’i Esao, rahalahiny, any amin’i Seira any an-tsahan’i Edôma
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nahita ireo i Jakôba, dia niteny hoe: –Tobin’Andriamanitra ity! Dia nantsoiny hoe Mahanaima izany toerana izany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jakoba, raha nahita ireo: Tobin'Andriamanitra ity; ary ny anaran'izany tany izany nataony hoe Mahanaima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Jakoba raha nahita azy ireo: Tobin’Andriamanitra ity! Ary ny anaran’izany toerana izany dia nataony hoe Mahanaima.
malagasy
Ary hoy Jakoba, raha nahita ireo: Tobin'Andriamanitra ity; ary ny anaran'izany tany izany nataony hoe Mahanaima.