Genesis 32:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny anaran’izany toerana izany dia nataon’i Jakoba hoe Peniela fa hoy izy: Nahita an’Andriamanitra nifanatrika tamiko aho, nefa voavonjy ny aiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niala teo Fanoely izy, dia indro hitany niposaka ny masoandro; nitolitsika anefa izy tamin’ny foto-peny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Jakôba hoe: –Efa nahita an’Andriamanitra nifanatri-tava tamiko aho, nefa tsy maty fo aman’aina. Izany no niantsoany io toerana io hoe Peniela, na hoe Tavan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anaran'izany tany izany dia nataon'i Jakoba hoe Peniela; fa, hoy izy, efa nahita an'Andriamanitra nifanatrika tamiko aho, nefa voavonjy ny aiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny anaran’izany toerana izany dia nataon’i Jakoba hoe Peniela fa hoy izy: Nahita an’Andriamanitra nifanatrika tamiko aho, nefa voavonjy ny aiko.
malagasy
Ary ny anaran'izany tany izany dia nataon'i Jakoba hoe Peniela; fa, hoy izy, efa nahita an'Andriamanitra nifanatrika tamiko aho, nefa voavonjy ny aiko.