Genesis 32:33 — Compare Translations
4 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no tsy ihinanan’ny Zanak’Israely ny hozatry ny tonon-taolam-pe mandraka androany satria nikapoka ny foto-pen’i Jakoba teo amin’ny hozatry ny tonon-taolany Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no tsy ihinanan’ny Israelita ny hozatra eo amin’ny foto-pe mandraka androany, satria voadona teo amin’io hozatra io i Jakôba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no tsy ihinanan’ny Zanak’Israely ny hozatry ny tonon-taolam-pe mandraka androany satria nikapoka ny foto-pen’i Jakoba teo amin’ny hozatry ny tonon-taolany Izy.
malagasy
Izany no tsy ihinanan'ny Zanak'Isiraely ny ozatry ny atodiakanga mandraka androany; satria nanendry ny foto-pen'i Jakoba teo amin'ny ozatry ny atodiakanga Izy.