Genesis 32:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanome teny azy ireo anefa izy hoe: Izao no holazainareo amin’i Esao tompoko: Izao no tenin’i Jakoba mpanomponao: Nivahiny tany amin’i Labana aho ka nitoetra tany mandraka ankehitriny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa manana omby aman’ampondra sy ondry, ary mpanompo lahy amana vavy aho, ary mampilaza izany amin’ny tompoko, mba hahitako fitia eo imasonao.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanafatra an’ireo iraka izy hoe: –Izao no holazainareo amin’i Hesao: «I Jakôba mpanomponao, tompokolahy, dia nanafatra anay hilaza hoe: Nivahiny tany amin’i Labàna aho ary nijanona tany hatramin’izao.
Malagasy Bible 1865
Ary nanome teny azy izy ka nanao hoe: Izao no holazainareo amin'i Esao tompoko: Izao no tenin'i Jakoba mpanomponao: Efa nivahiny tany amin'i Labana aho ka nitoetra tany mandraka ankehitriny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanome teny azy ireo anefa izy hoe: Izao no holazainareo amin’i Esao tompoko: Izao no tenin’i Jakoba mpanomponao: Nivahiny tany amin’i Labana aho ka nitoetra tany mandraka ankehitriny;
malagasy
Ary nanome teny azy izy ka nanao hoe: Izao no holazainareo amin'i Esao tompoko: Izao no tenin'i Jakoba mpanomponao: Efa nivahiny tany amin'i Labana aho ka nitoetra tany mandraka ankehitriny;