Genesis 32:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
manana omby, boriky, ondry aman’osy ary mpanompolahy aho; mandefa iraka hanambara aminao aho, tompokolahy, mba hahitako fitia eo imasonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa niverina nankeo amin’i Jakôba ny iraka, ka nanao hoe: «Nankany amin’i Esao rahalahinao izahay, ka indro tamy hitsena anao izy omban’olona efajato.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manana omby sy boriky sy ondry aman’osy aho ary koa mpanompo lahy sy vavy maro. Nandefa ireto irako ireto aho hampilaza aminao tompokolahy mba handraisanao ahy tsara.»
Malagasy Bible 1865
ary manana omby sy boriky sy ondry aman'osy ary andevolahy aho; dia efa mba naniraka hanambara aminao tompokolahy ihany aho mba hahitako fitia eo imasonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
manana omby, boriky, ondry aman’osy ary mpanompolahy aho; mandefa iraka hanambara aminao aho, tompokolahy, mba hahitako fitia eo imasonao.
malagasy
ary manana omby sy boriky sy ondry aman'osy ary andevolahy aho; dia efa mba naniraka hanambara aminao tompokolahy ihany aho mba hahitako fitia eo imasonao.