Genesis 32:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niverina tany amin’i Jakoba ireo iraka dia niteny hoe: Tafahaona tamin’i Esao rahalahinao izahay, ary izy koa dia avy hitsena anao mitondra olona efajato lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raiki-tahotra mafy i Jakôba sy velom-panahiana izaitsizy. Nozarainy ho antokony roa ny olona nomba azy, mbamin’ny ondry sy ny omby ary ny rameva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niverina tany amin’i Jakôba ireo iraka ka nilaza hoe: –Tonga tany amin’i Hesao rahalahinao izahay; ary ny tenany mihitsy no tamy hitsena anao miaraka amin’ny olona efajato lahy.
Malagasy Bible 1865
Dia niverina tany am.in'i Jakoba ny iraka ka nanao hoe: Tafahaona tamin'i Esao rahalahinao izahay, ary izy koa dia avy hitsena anao mitondra olona efa-jato lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niverina tany amin’i Jakoba ireo iraka dia niteny hoe: Tafahaona tamin’i Esao rahalahinao izahay, ary izy koa dia avy hitsena anao mitondra olona efajato lahy.
malagasy
Dia niverina tany am.in'i Jakoba ny iraka ka nanao hoe: Tafahaona tamin'i Esao rahalahinao izahay, ary izy koa dia avy hitsena anao mitondra olona efa-jato lahy.