Genesis 32:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia natahotra indrindra i Jakoba ary nangitakitaka. Nozarainy roa toko ny olona izay nomba azy mbamin’ny ondry aman’osy sy ny omby ary ny rameva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy izy: «Raha tafahaona amin’ny antokony iray i Esao ka mamely azy, dia ho afaka hanavotra ny ainy ny antokony iray sisa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia raiki-tahotra mafy i Jakôba ka nangitakitaka; ary nozarainy ho antoko roa ny olona niaraka taminy sy ireo ondry aman’osy ary omby sy rameva,
Malagasy Bible 1865
Dia natahotra indrindra Jakoba ka poritra dia poritra; dia nozarainy roa toko ny olona izay nomba azy mbamin'ny ondry aman'osy sy ny omby ary ny rameva;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia natahotra indrindra i Jakoba ary nangitakitaka. Nozarainy roa toko ny olona izay nomba azy mbamin’ny ondry aman’osy sy ny omby ary ny rameva.
malagasy
Dia natahotra indrindra Jakoba ka poritra dia poritra; dia nozarainy roa toko ny olona izay nomba azy mbamin'ny ondry aman'osy sy ny omby ary ny rameva;