Genesis 32:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy izy: Raha tafahaona amin’ny antokony iray i Esao ka mamely azy dia handositra kosa ny antokony iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jakôba: «E! Ry Andriamanitr’i Abrahama raiko, Andriamanitr’i Isaaka raiko, Iaveh izay nilaza tamiko hoe: ‹Modia any amin’ny taninao, sy any amin’ny fitoerana nahaterahanao, fa hanisy soa anao Aho.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa hoy izy anakampony: «Raha tonga hamely ny antoko iray i Hesao, dia afa-mandositra kosa ny antoko hafa.»
Malagasy Bible 1865
fa hoy izy: Raha tafahaona amin'ny antokony anankiray Esao ka mamely azy, dia handositra kosa ny antokony anankiray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy izy: Raha tafahaona amin’ny antokony iray i Esao ka mamely azy dia handositra kosa ny antokony iray.
malagasy
fa hoy izy: Raha tafahaona amin'ny antokony anankiray Esao ka mamely azy, dia handositra kosa ny antokony anankiray.