Genesis 33:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Jakoba: Trara antitra ianao, aza miteny an’izany! Raha mba mahita fitia eto imasonao aho dia raiso avy amiko ny zavatra nampanateriko; fa efa nahita ny tavanao tahaka ny mahita ny tavan’Andriamanitra aho sady efa nahita sitraka taminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jakôba: «Tsia, fa miangavy aminao, raha mba nahita fitia teo imasonao ihany aho, raiso avy amin’ny tanako ny fanomezako; fa izany no nahitako ny tavanao hoatra ny mahita ny Tavan’Andriamanitra, ary efa mba tsara koa ny nandraisanao ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jakôba hoe: –Aza manao izany re ianao, fa raha mba sitrakao ihany aho, dia raiso ny fanomezana natolotro anao. Fa raha nahita tava anao aho teo, dia hoatry ny nahita ny tavan’Andriamanitra, noho ianao tsara fandray ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jakoba: Trarantitra ianao, aza an'izany; raha mba mahita fitia eto imasonao aho, dia raiso amin'ny tanako ny zavatra nampanateriko; fa efa nahita ny tavanao aho tahaka ny mahita ny tavan'Andriamanitra, ary efa sitrakao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Jakoba: Trara antitra ianao, aza miteny an’izany! Raha mba mahita fitia eto imasonao aho dia raiso avy amiko ny zavatra nampanateriko; fa efa nahita ny tavanao tahaka ny mahita ny tavan’Andriamanitra aho sady efa nahita sitraka taminao.
malagasy