Genesis 33:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Trara antitra ianao, raiso re ny saotra avy amiko izay nampanaterina ho anao; fa efa nanisy soa ahy Andriamanitra ka manana ny zavatra rehetra aho. Dia nanery azy i Jakoba ka nandray ihany i Esao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raiso ny fanatitro izay nentina teny aminao; fa efa nanisy soa ahy Andriamanitra, ka tsy orin’inon’inona aho.» Dia notereny mafy teo i Esao, ka nandray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa miangavy aho, raiso ny fanomezana izay nampitondraiko ho anao satria efa nanisy soa ahy Andriamanitra ka manana ny ilaiko rehetra aho. Niangavy azy mafy i Jakôba, ka dia noraisiny ihany ny fanomezana.
Malagasy Bible 1865
Trarantitra ianao, raiso re ny saotro izay nampanaterina ho anao; fa efa nanisy soa ahy Andriamanitra, ka manam-be aho. Dia nanery azy izy, ka dia noraisiny ihany ny zavatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Trara antitra ianao, raiso re ny saotra avy amiko izay nampanaterina ho anao; fa efa nanisy soa ahy Andriamanitra ka manana ny zavatra rehetra aho. Dia nanery azy i Jakoba ka nandray ihany i Esao.
malagasy
Trarantitra ianao, raiso re ny saotro izay nampanaterina ho anao; fa efa nanisy soa ahy Andriamanitra, ka manam-be aho. Dia nanery azy izy, ka dia noraisiny ihany ny zavatra.