Genesis 33:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Trara antitra ianao, aoka Itompokolahy hialoha ny mpanompony; ary izaho kosa dia handeha miadana, araka izay dian’ny omby aman’ondry izay ho eo alohako sy ny dian’ny zaza, mandra-pahatongako any amin’ny tompokolahy any Seìra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka aoka ny tompoko hialoha ny mpanompony; fa izaho kosa hanaraka miadana, araka ny dian’ny biby fiompy izay mandeha eo alohako, sy ny dian’ny ankizy, mandra-pahatongako any amin’ny tompoko any Seira.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mandehana mialoha, tompokolahy, fa izaho mpanomponao hanaraka miadana ny dian’ny biby fiompy sy ny zaza mandra-pahatonganay any aminao any Sehira.
Malagasy Bible 1865
Trarantitra ianao, aoka itompokolahy hialoha ny mpanompony; ary izaho handeha miadana araka izay dian'ny omby aman'ondry, izay ho eo alohako, sy ny dian'ny zaza, mandra-pahatongako any amin'itompokolahy any Seira.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Trara antitra ianao, aoka Itompokolahy hialoha ny mpanompony; ary izaho kosa dia handeha miadana, araka izay dian’ny omby aman’ondry izay ho eo alohako sy ny dian’ny zaza, mandra-pahatongako any amin’ny tompokolahy any Seìra.
malagasy