Genesis 33:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Esao: Miangavy anao aho, aoka ary mba hisy havelako hiaraka aminao ny olona izay miaraka amiko. Hoy anefa i Jakoba: Inona no anton’izany? Aoka hahita fitia eto imason’Itompokolahy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Esao: «Avelao àry hamelako hiaraka aminao ahay ny sasany amin’ny olona miaraka amiko.» Fa hoy ny navaliny: «Ahoana no anaovanao izany? Aoka hahita fitia eo imason’ny tompoko aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Hesao: –Havelako aminao ireo oloko sasany miaraka amiko. Fa hoy i Jakôba hoe: –Hatao inona moa izany? Fa ampy ahy rehefa nataonao tsara fandray aho, tompokolahy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Esao: Masìna ianao, aoka ary mba hamelako hiaraka aminao ny olona izay momba ahy. Fa hoy Jakoba: Ahoana no anaovanao izany? Aoka hahita fitia eto imason'itompokolahy aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Esao: Miangavy anao aho, aoka ary mba hisy havelako hiaraka aminao ny olona izay miaraka amiko. Hoy anefa i Jakoba: Inona no anton’izany? Aoka hahita fitia eto imason’Itompokolahy aho.
malagasy
Ary hoy Esao: Masìna ianao, aoka ary mba hamelako hiaraka aminao ny olona izay momba ahy. Fa hoy Jakoba: Ahoana no anaovanao izany? Aoka hahita fitia eto imason'itompokolahy aho.