Genesis 33:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nifindra nankany Sokota i Jakoba ka nanorina trano ho an’ny tenany ary trano rantsan-kazo maromaro ho an’ny omby aman’ondriny. Izany no niantsoana ny anaran’io toerana io hoe Sokota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jakôba kosa nankao Sokôta, dia nanao trano ho azy sy nanao trano tomboka ho an’ny biby fiompiny koa. Izany no nanaovana ny anaran’io tany io hoe Sokôta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jakôba kosa nivily ho any Sokôta, dia nanao trano ho azy sy tranotomboka ho an’ny andiam-biby fiompiny. Izany no niantsoana io toerana io hoe Sokôta, izany hoe Tranotomboka.
Malagasy Bible 1865
Ary Jakoba nifindra nankany Sokota ka nanao trano ho azy ary nanao trano rantsan-kazo maromaro ho an'ny omby aman'ondriny; izany no nanaovana ny anaran'io tany io hoe Sokota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nifindra nankany Sokota i Jakoba ka nanorina trano ho an’ny tenany ary trano rantsan-kazo maromaro ho an’ny omby aman’ondriny. Izany no niantsoana ny anaran’io toerana io hoe Sokota.
malagasy
Ary Jakoba nifindra nankany Sokota ka nanao trano ho azy ary nanao trano rantsan-kazo maromaro ho an'ny omby aman'ondriny; izany no nanaovana ny anaran'io tany io hoe Sokota.