Genesis 33:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga soa amantsara tao an-tanànan’i Sekema, izay eo amin’ny tany Kanana, i Jakoba, rehefa avy tany Padana-Arama. Dia nitoby tandrifin’ny tanàna izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tafaverina avy any Padan-Arama i Jakôba, ka tonga soa aman-tsara tao Sikema, amin’ny tany Kanaana, ary nitoby teo anoloan’ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa niverina avy tany Mezôpôtamia ambony i Jakôba, dia tonga soa aman-tsara tao an-tanàna Sekema izay eo amin’ny tany Kanahàna; dia nitoby teo akaikin’ny tanàna izy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jakoba tonga soa aman-tsara tao an-tanàna Sekema, izay eo amin'ny tany Kanana, rehefa avy tany Mesopotamia izy; dia nitoby tandrifin'ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga soa amantsara tao an-tanànan’i Sekema, izay eo amin’ny tany Kanana, i Jakoba, rehefa avy tany Padana-Arama. Dia nitoby tandrifin’ny tanàna izy.
malagasy
Ary Jakoba tonga soa aman-tsara tao an-tanàna Sekema, izay eo amin'ny tany Kanana, rehefa avy tany Mesopotamia izy; dia nitoby tandrifin'ny tanàna.