Genesis 33:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataony lohalalana ny mpanompovavy roa sy ny zanany, ary i Lea sy ny zanany no nanarakaraka, ary Rahely sy i Josefa no vodilalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ankizy vavy sy ny zanany no nataony loha lalana; i Lià sy ny zanany no nanarakaraka; fa i Rasela sy i Josefa no vody làlana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataony lohalalana ireo mpanompovavy sy ny zanany, dia nanaraka azy i Leà sy ireo zanany, ary tatỳ afara i Rahely sy i Jôsefa.
Malagasy Bible 1865
Ary nataony loha-lalana ny ankizivavy roa sy ny zanany, ary Lea sy ny zanany nanarakaraka, ary Rahely sy Josefa no vodi-lalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataony lohalalana ny mpanompovavy roa sy ny zanany, ary i Lea sy ny zanany no nanarakaraka, ary Rahely sy i Josefa no vodilalana.
malagasy
Ary nataony loha-lalana ny ankizivavy roa sy ny zanany, ary Lea sy ny zanany nanarakaraka, ary Rahely sy Josefa no vodi-lalana.