Genesis 33:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandeha teo alohan’izy rehetra i Jakoba ka niankohoka impito tamin’ny tany mandra-pahatongany teo akaikin’ny rahalahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny tenany kosa nandeha teo alohan’ireo, ka niankohoka tamin’ny tany impito izy mandra-pahatongany teo anilan’i Esao, rahalahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jakôba kosa no nandeha teo alohan’izy rehetra. Niankohoka impito tamin’ny tany i Jakôba mandra-pahatongany teo amin’i Hesao rahalahiny.
Malagasy Bible 1865
Ary Jakoba nandeha teo alohan'izy rehetra ka niankohoka impito tamin'ny tany mandra-pahatongany teo akaikin'ny rahalahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandeha teo alohan’izy rehetra i Jakoba ka niankohoka impito tamin’ny tany mandra-pahatongany teo akaikin’ny rahalahiny.
malagasy
Ary Jakoba nandeha teo alohan'izy rehetra ka niankohoka impito tamin'ny tany mandra-pahatongany teo akaikin'ny rahalahiny.