Genesis 33:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nanopy ny masony i Esao ka nahita ny zaza amam-behivavy dia niteny hoe: Iza moa ireto miaraka aminao ireto? Ary hoy kosa i Jakoba: Ny zaza izay nomen’Andriamanitra ny mpanomponao noho ny fahasoavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nanopy ny masony i Esao, ka nahita ireto zaza amam-behivavy dia nanao hoe: «Iza avy ireto miaraka aminao?» Ary hoy i Jakôba: «Ireo no zaza nomen’Andriamanitra ny mpanomponao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony nahita ireo zaza amam-behivavy i Hesao, dia nanontany hoe: –Ary iza ireto miaraka aminao ireto? Hoy kosa i Jakôba hoe: –Ireo no zaza nomen’Andriamanitra ahy mpanomponao noho ny fahasoavany.
Malagasy Bible 1865
Ary Esao nanopy ny masony ka nahita ny zaza amim-behivavy; dia hoy izy: Iza moa ireto miaraka aminao ireto? Ary hoy kosa Jakoba: Ny zaza izay nomen'Andriamanitra ny mpanomponao noho ny fahasoavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary Esao nanopy ny masony ka nahita ny zaza amim-behivavy; dia hoy izy: Iza moa ireto miaraka aminao ireto? Ary hoy kosa Jakoba: Ny zaza izay nomen'Andriamanitra ny mpanomponao noho ny fahasoavany.