Genesis 33:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanatona koa i Lea sy ny zanany ka niankohoka; ary farany, nanatona i Josefa sy Rahely ka niankohoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanatona koa i Lià sy ny zanany, ka niankohoka; farany, nanatona i Josefa sy i Rasela ka niankohoka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanatona ihany koa i Leà sy ny zanany ka niankohoka; ary farany dia nanatona koa i Jôsefa sy i Rahely ka niankohoka.
Malagasy Bible 1865
Dia nanatona koa Lea sy ny zanany ka niankohoka; ary farany, dia nanatona koa Josefa sy Rahely ka niankohoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanatona koa i Lea sy ny zanany ka niankohoka; ary farany, nanatona i Josefa sy Rahely ka niankohoka.
malagasy
Dia nanatona koa Lea sy ny zanany ka niankohoka; ary farany, dia nanatona koa Josefa sy Rahely ka niankohoka.