Genesis 33:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Esao: Inona moa no hevitr’ireny antokony rehetra nifanena tamiko ireny? Dia hoy izy: Mba hahitako fitia eto imason’ny tompokolahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Esao: «Kasainao hatao inona avy ireny antokony rehetra nifanena tamiko ireny?» Dia hoy i Jakôba: «Ny mba hahitako fitia eo imason’ny tompoko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanontany i Hesao hoe: –Inona moa no anton’ny nandefasanao ireny fanomezana rehetra izay nifanena tamiko ireny? Ka hoy i Jakôba hoe: –Mba handraisanao ahy tsara, tompokolahy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Esao: Inona moa no hevitr'ireny antokony rehetra nifanena tamiko ireny? Ary hoy izy: Mba hahitako fitia eto imason'itompokolahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Esao: Inona moa no hevitr’ireny antokony rehetra nifanena tamiko ireny? Dia hoy izy: Mba hahitako fitia eto imason’ny tompokolahy.
malagasy
Ary hoy Esao: Inona moa no hevitr'ireny antokony rehetra nifanena tamiko ireny? Ary hoy izy: Mba hahitako fitia eto imason'itompokolahy.