Genesis 34:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indray andro dia lasa i Dina, zanakavavin’i Lea naterany tamin’i Jakoba, mba hizaha ny zazavavy tompon-tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Dinà zanaka vavin’i Lià, naterany tamin’i Jakôba, nivoaka hizaha ny zazavavy tompon-tany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro dia nivoaka ny tanàna i Dinà, zanakavavin’i Leà tamin’i Jakôba, mba hitsidika zazavavy tao amin’ny faritany.
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka Dina, zanakavavin'i Lea, izay naterany tamin'i Jakoba, mba hizaha ny zazavavy tompon-tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indray andro dia lasa i Dina, zanakavavin’i Lea naterany tamin’i Jakoba, mba hizaha ny zazavavy tompon-tany.
malagasy
[Ny nakan'i Sekema an'i Dina sy ny namalian'i Simeona sy Levy izany] Dia nivoaka Dina, zanakavavin'i Lea, izay naterany tamin'i Jakoba, mba hizaha ny zazavavy tompon-tany.