Genesis 34:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hiara-monina aminay ianareo; ary indro ny tany eo anoloanareo; monena eo ary mivarota ao, dia ho isan’ny tompon-tany ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia honina aty aminay ianareo, ka ho azonareo hanaranam-po ny tany, na hipetrahanareo na hanaovanareo varotra na hahatongavanareo ho tompon-tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiara-monina aminay ianareo, ka hanjary ho anareo ny faritany eo anoloanareo; koa mitoera sy mivarota, ary manàna zaratany eto.
Malagasy Bible 1865
Dia hiara-monina aminay ianareo; ary indro ny tany eo anoloanareo; oneno, dia manaova varotra ao, ary aoka ho isan'ny tompon-tany ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hiara-monina aminay ianareo; ary indro ny tany eo anoloanareo; monena eo ary mivarota ao, dia ho isan’ny tompon-tany ianareo.
malagasy
Dia hiara-monina aminay ianareo; ary indro ny tany eo anoloanareo; oneno, dia manaova varotra ao, ary aoka ho isan'ny tompon-tany ianareo.