Genesis 34:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia harena be sy zavatra betsaka aza no asainareo homeko dia homeko ihany araka izay holazainareo amiko; fa omeo ahy Razazavavy ho vadiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na harem-be asainareo haloako, na fanomezana be vava, izay tononinareo homeko avokoa, fa omeo ho vadiko ny zazavavy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia harena be sy zavatra betsaka aza no takînareo amiko, dia homeko ihany, raha omenareo ho vadiko razazavavy.
Malagasy Bible 1865
na dia harena be sy zavatra betsaka aza no asainareo homeko, dia homeko ihany araka izay holazainareo amiko; fa omeo ahy ny zazavavy ho vadiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia harena be sy zavatra betsaka aza no asainareo homeko dia homeko ihany araka izay holazainareo amiko; fa omeo ahy Razazavavy ho vadiko!
malagasy
na dia harena be sy zavatra betsaka aza no asainareo homeko, dia homeko ihany araka izay holazainareo amiko; fa omeo ahy ny zazavavy ho vadiko.