Genesis 34:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo zanak’i Jakoba dia namaly an’i Sekema sy i Hamora rainy tamin’ny fitaka sy hafetsena noho ny nandotoany an’i Dina anabaviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Saroro no navalin’ny zanak’i Jakôba an’i Sikema sy i Hemora, rainy noho ny nandotoan’i Sikema an’i Dinà, anabavin’izy ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly an’i Sekema sy i Hamôra rainy tamin’ny hafetsena ireo zanakalahin’i Jakôba, satria nandoto an’i Dinà anabaviny izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanak'i Jakoba namaly an'i Sekema sy Hamora rainy tamin'ny fitaka ka nisaroro azy noho ny nandotoany an'i Dina anabaviny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo zanak’i Jakoba dia namaly an’i Sekema sy i Hamora rainy tamin’ny fitaka sy hafetsena noho ny nandotoany an’i Dina anabaviny.
malagasy
Ary ny zanak'i Jakoba namaly an'i Sekema sy Hamora rainy tamin'ny fitaka ka nisaroro azy noho ny nandotoany an'i Dina anabaviny;