Genesis 34:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy ireo taminy: Tsy azonay atao ny hanome ny anabavinay ho an’izay lehilahy tsy voafora; fahavetavetana aminay izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy izy taminy: «Tsy azonay atao ny manome ny anabavinay ho an’izay lehilahy tsy voafora, fa fahavetavetana izany aminay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ireto taminy: –Tsy azonay atao ny hanome ny anabavinay ho vadin’ny lehilahy tsy voafora, fa manala baràka anay izany.
Malagasy Bible 1865
ary hoy izy taminy: Tsy azonay atao ny hanome ny anabavinay ho an'izay lehilahy tsy voafora; fa fahavetavetana aminay izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy ireo taminy: Tsy azonay atao ny hanome ny anabavinay ho an’izay lehilahy tsy voafora; fahavetavetana aminay izany!
malagasy
ary hoy izy taminy: Tsy azonay atao ny hanome ny anabavinay ho an'izay lehilahy tsy voafora; fa fahavetavetana aminay izany.