Genesis 34:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao ihany no azonay hanekena anareo: Raha ho tahaka anay ianareo ka hoforana ny lehilahy rehetra aminareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao ihany no azonay anekena ny hatakareo raha tonga tahaka anay ianareo, ka hoforàna avokoa ny lehilahy eo aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao anefa: ekenay ny hevitrareo, raha hoforana mitovy aminay ny lehilahy rehetra eo aminareo.
Malagasy Bible 1865
Izao ihany no azonay hanekena anareo: Raha ho tahaka anay ianareo, ka hoforana ny lehilahy rehetra aminareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao ihany no azonay hanekena anareo: Raha ho tahaka anay ianareo ka hoforana ny lehilahy rehetra aminareo
malagasy
Izao ihany no azonay hanekena anareo: Raha ho tahaka anay ianareo, ka hoforana ny lehilahy rehetra aminareo,