Genesis 34:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia homenay anareo ny zanakay vavy ary ny zanakareo vavy kosa dia halainay ho anay, dia hiara-monina aminareo izahay ka ho firenena iray isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izay ianareo homenay ny zanakay vavy; izahay haka ny anareo ho anay. Dia honina ao aminareo izahay, ka ho firenena iray ihany isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay dia homenay ho vadinareo ny tovovavinay, ary ny anareo kosa halainay ho vadinay; dia hiara-monina isika, ary hanjary firenena iray ihany.
Malagasy Bible 1865
dia homenay anareo ny zanakai-vavy, ary ny zanakareo-vavy kosa halainay ho anay, dia hiara-monina aminareo izahay, ka ho firenena iray isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia homenay anareo ny zanakay vavy ary ny zanakareo vavy kosa dia halainay ho anay, dia hiara-monina aminareo izahay ka ho firenena iray isika.
malagasy
dia homenay anareo ny zanakai-vavy, ary ny zanakareo-vavy kosa halainay ho anay, dia hiara-monina aminareo izahay, ka ho firenena iray isika.