Genesis 34:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy hanaraka ny teninay ianareo ka tsy hoforana dia halainay ny zanakay vavy ka handeha izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha tsy mety hihaino anay ianareo, sy hifora dia halainay ny zanakay vavy ka handeha izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tsy manaiky hoforàna kosa ianareo, dia halainay ny anabavinay ary handeha izahay.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy hanaraka ny teninay ianareo ka hoforana dia halainay ny zanakai-vavy, ka handeha izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy hanaraka ny teninay ianareo ka tsy hoforana dia halainay ny zanakay vavy ka handeha izahay.
malagasy
Fa raha tsy hanaraka ny teninay ianareo ka hoforana dia halainay ny zanakai-vavy, ka handeha izahay.