Genesis 34:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahafaly an’i Hamora sy i Sekema zanany ireo teniny ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sitrak’i Hemora sy i Sikema, zanak’i Hemora, ny teniny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sitrak’i Hamôra sy i Sekema zanany lahy ny soso-kevitra.
Malagasy Bible 1865
Dia sitrak'i Hamorasy Sekema zanany izany teniny izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahafaly an’i Hamora sy i Sekema zanany ireo teniny ireo.
malagasy
Dia sitrak'i Hamorasy Sekema zanany izany teniny izany.