Genesis 34:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nitaredretra ilay zatovo hanatanteraka izany zavatra izany satria naniry loatra ny zanakavavin’i Jakoba izy. Ary izy no nalaza indrindra tamin’izay rehetra tao an-tranon’ny rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tsy nitaredretra ny hanao izany zavatra izany razazalahy, fa fatra-pitia ny zanakavavin’i Jakôba izy, ary izy no tò teny indrindra tao an-tranon-drainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tsy nitaredretra akory ilay tovolahy nanatanteraka izany zavatra izany, satria raiki-pitia tamin’ny zanakavavin’i Jakôba izy; ary izy no to teny indrindra tao amin’ny fianakaviany.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nitaredretra ilay zatovo hanao izany zavatra izany, satria efa tia ny zanakavavin'i Jakoba izy. Ary izy no nalaza indrindra tamin'izay rehetra tao an-tranon'ny rainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nitaredretra ilay zatovo hanatanteraka izany zavatra izany satria naniry loatra ny zanakavavin’i Jakoba izy. Ary izy no nalaza indrindra tamin’izay rehetra tao an-tranon’ny rainy.
malagasy
Ary tsy nitaredretra ilay zatovo hanao izany zavatra izany, satria efa tia ny zanakavavin'i Jakoba izy. Ary izy no nalaza indrindra tamin'izay rehetra tao an-tranon'ny rainy.