Genesis 34:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahita azy i Sekema, zanakalahin’i Hamora hivita, andriana tamin’izany tany izany; dia naka azy izy ary nandry taminy ka nampietry azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hitan’i Sikema zanak’i Hemora, Heveanina, andriana tamin’izany tany izany, dia notsoahany, ka niray fandriana ary nanao an-kery taminy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita an’i Dinà i Sekema zanakalahin’i Hamôra izay hivita lehiben’ny faritany, ka naka azy an-keriny sy nandry taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary nahita azy Sekema, zanakalahin'i Hamora Hivita, andriana tamin'izany tany izany; dia naka azy izy ary nandry taminy ka nampietry azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahita azy i Sekema, zanakalahin’i Hamora hivita, andriana tamin’izany tany izany; dia naka azy izy ary nandry taminy ka nampietry azy.
malagasy
Ary nahita azy Sekema, zanakalahin'i Hamora Hivita, andriana tamin'izany tany izany; dia naka azy izy ary nandry taminy ka nampietry azy.