Genesis 34:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nankeo amin’ny vavahadin’ny tanànany i Hamora sy i Sekema zanany lahy dia niteny tamin’ny mponina tao an-tanànany hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nankeo am-bavahadin’ny tanàna i Hemora sy i Sikema zanany, ka niteny tamin’ny mponina tao an-tanànany nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nankeo amin’ny toerana teo am-bavahadin’ny tanàna i Hamôra sy i Sekema, ary nikabary tamin’ireo olona tao an-tanànany nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Hamora sy Sekema zananilahy nankeo amin'ny vavahadin'ny tanànany, dia niteny tamin'ny mponina tao an-tanànany ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nankeo amin’ny vavahadin’ny tanànany i Hamora sy i Sekema zanany lahy dia niteny tamin’ny mponina tao an-tanànany hoe:
malagasy
Ary Hamora sy Sekema zananilahy nankeo amin'ny vavahadin'ny tanànany, dia niteny tamin'ny mponina tao an-tanànany ka nanao hoe: