Genesis 34:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa izao ihany no hanaovan’ireo lehilahy ireo fanekena amintsika ka hiarahantsika monina ho firenena iray: Mba hoforana koa, hono, ny lehilahy rehetra eto amintsika tahaka izay namorana azy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa izao ihany no aneken’ireo olona ireo ny hiara-monina amintsika, mba ho tonga firenena iray eto amintsika: dia ny hoforàna tahaka azy ireo ny lehilahy rehetra eto amintsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manaiky hiara-monina amintsika ireo olona ireo, raha tàhiny ny lehilahy rehetra ato amintsika hoforana tahaka ny azy.
Malagasy Bible 1865
Nefa izao monja ihany no hanaovan'ireo lehilahy ireo fanekena amintsika mba hiara-monina amintsika ho firenena iray: mba hoforana koa, hono, ny lehilahy rehetra eto amintsika tahaka izay namorana azy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa izao ihany no hanaovan’ireo lehilahy ireo fanekena amintsika ka hiarahantsika monina ho firenena iray: Mba hoforana koa, hono, ny lehilahy rehetra eto amintsika tahaka izay namorana azy ireo.
malagasy