Genesis 34:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Novonoiny tamin’ny lelan-tsabatra koa i Hamora sy i Sekema zanany lahy, dia naka an’i Dina tao an-tranon’i Sekema izy ireo vao lasa nandeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novonoiny tamin’ny lelan-tsabatra koa i Hemora sy i Sikema, zanany, ary naka an’i Dinà tao an-tranon’i Sikema izy, dia lasa nivoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka anisan’izany koa ry i Hamôra sy i Sekema zanany lahy. Dia naka an’i Dinà tao an-tranon’i Sekema izy roa lahy, ka lasa nandeha.
Malagasy Bible 1865
Ary Hamora sy Sekema zananilahy dia novonoiny tamin'ny lelan-tsabatra koa; dia naka an'i Dina tao an-tranon'i Sekema izy ka lasa nandeha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Novonoiny tamin’ny lelan-tsabatra koa i Hamora sy i Sekema zanany lahy, dia naka an’i Dina tao an-tranon’i Sekema izy ireo vao lasa nandeha.
malagasy
Ary Hamora sy Sekema zananilahy dia novonoiny tamin'ny lelan-tsabatra koa; dia naka an'i Dina tao an-tranon'i Sekema izy ka lasa nandeha.