Genesis 34:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nankeny amin’ny faty ny zanak’i Jakoba ka namabo ny tanàna noho ny nandotoan’i Sekema ny anabaviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny maty, nosavàn’ireto zanak’i Jakôba; ny tanàna, nobaboiny, noho ny nandotoana ny anabaviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo zanakalahin’i Jakôba hafa kosa nanendaka ireo faty sy nandroba ny tanàna noho ny nandotoana ny anabaviny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanak'i Jakoba nankeny amin'ny faty ka namabo ny tanàna noho ny nandotoany ny anabaviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nankeny amin’ny faty ny zanak’i Jakoba ka namabo ny tanàna noho ny nandotoan’i Sekema ny anabaviny.
malagasy
Ary ny zanak'i Jakoba nankeny amin'ny faty ka namabo ny tanàna noho ny nandotoany ny anabaviny.