Genesis 34:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nalainy avokoa ny ondry aman’osiny, ny ombiny sy ny borikiny mbamin’izay rehetra tao an-tanàna sy izay rehetra tany an-tsaha;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahorony avokoa na ondry na omby na ampondra, na ny tao an-tanàna, na ny tany an-tsaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalainy avokoa ny ondry aman’osiny ary ny ombiny sy ny borikiny, dia ny tao an-tanàna sy tany an-tsaha.
Malagasy Bible 1865
Ny ondry aman'osiny sy ny ombiny sy ny borikiny mbamin'izay rehetra tao an-tanàna sy izay rehetra tany an-tsaha dia nahorony avokoa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nalainy avokoa ny ondry aman’osiny, ny ombiny sy ny borikiny mbamin’izay rehetra tao an-tanàna sy izay rehetra tany an-tsaha;
malagasy
Ny ondry aman'osiny sy ny ombiny sy ny borikiny mbamin'izay rehetra tao an-tanàna sy izay rehetra tany an-tsaha dia nahorony avokoa;