Genesis 34:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nobaboiny ny fananany rehetra sy ny zanany madinika rehetra ary ny vadiny ka nofaohiny avokoa mbamin’izay rehetra tany an-trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nofaohiny daholo ny fananany, ny zanany, ny vadiny, mbamin’izay rehetra hitany tao an-trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nobaboiny ny hareny rehetra mbamin’ny zaza amam-behivavy, ka nofaohiny avokoa ny zavatra tao an-trano.
Malagasy Bible 1865
ary ny fananany re­hetra sy ny zanany madinika rehetra ary ny vadiny dia nobaboiny ka nofaohiny avokoa mbamin'izay rehetra tao an-trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nobaboiny ny fananany rehetra sy ny zanany madinika rehetra ary ny vadiny ka nofaohiny avokoa mbamin’izay rehetra tany an-trano.
malagasy
ary ny fananany re­hetra sy ny zanany madinika rehetra ary ny vadiny dia nobaboiny ka nofaohiny avokoa mbamin'izay rehetra tao an-trano.