Genesis 34:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raiki-pitia tamin’i Dina, zanakavavin’i Jakoba, ny fony; eny, tia an-dRazazavavy izy ka niteny malefaka taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raiki-pitia tamin’i Dinà, zanaka vavin’i Jakôba, ny fon’i Sikema, ka tia an-drazazavavy ary nanao teny malefaka taminy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifikitra tamin’i Dinà zanakavavin’i Jakôba izy fa tia azy, ka nanao teny nambabo ny fony.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fony dia raiki-pitia tamin'i Dina, zanakavavin'i Jakoba; eny, tia ny zazavavy izy, ka dia nanao teny malefaka nahafinaritra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raiki-pitia tamin’i Dina, zanakavavin’i Jakoba, ny fony; eny, tia an-dRazazavavy izy ka niteny malefaka taminy.
malagasy
Ary ny fony dia raiki-pitia tamin'i Dina, zanakavavin'i Jakoba; eny, tia ny zazavavy izy, ka dia nanao teny malefaka nahafinaritra azy.