Genesis 34:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy kosa ireo: Moa va ny anabavinay havela hatao toy ny vehivavy janga?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy ireo: «Moa ho azo atao toy ny vehivavy janga foana va ny anabavinay?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa namaly ireo hoe: –Nahoana no ho toy ny vehivavy mpivaro-tena no anaovany ny anabavinay?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy kosa izy: Moa ny anabavinay havela hataony toy ny vehivavy janga va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy kosa ireo: Moa va ny anabavinay havela hatao toy ny vehivavy janga?
malagasy
Fa hoy kosa izy: Moa ny anabavinay havela hataony toy ny vehivavy janga va?