Genesis 34:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niteny tamin’i Hamora rainy i Sekema hoe: Alao ho vadiko Razazavavy io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Sikema nilaza tamin’i Hemora rainy hoe: «Alaovy ho vadiko io zazavavy io.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy izy tamin’i Hamôra rainy: –Alaovy ho ahy iny zazavavy iny mba ho vadiko.
Malagasy Bible 1865
Ary Sekema dia niteny tamin'i Hamora rainy ka nanao hoe: Alao io zazavavy io ho vadiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niteny tamin’i Hamora rainy i Sekema hoe: Alao ho vadiko Razazavavy io.
malagasy
Ary Sekema dia niteny tamin'i Hamora rainy ka nanao hoe: Alao io zazavavy io ho vadiko.