Genesis 34:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Roso nankany amin’i Jakoba ary i Hamora, rain’i Sekema, hidinika taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivoaka hiresaka amin’i Jakôba i Hemora rain’i Sikema;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niainga ho any amin’i Jakôba i Hamôra rain’i Sekema mba hiresaka aminy.
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka Hamora, rain'i Sekema, nankany amin'i Jakoba hidinika taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Roso nankany amin’i Jakoba ary i Hamora, rain’i Sekema, hidinika taminy.
malagasy
Dia nivoaka Hamora, rain'i Sekema, nankany amin'i Jakoba hidinika taminy.